VAOVAO TAMBATRA
Miverina amin'ny laoniny tsikelikely ny famatsian-tsolika eto Antananarivo sy ny manodidina. Efa hita eny amin'ny tobin-tsolika avokoa ny gazoala sy ny lasantsy. Antenaina fa hitohy izany ary hihena tsikelikely ny filaharan'ny fiara, ka hizotra araka ny tokony ho izy ny fifamoivoizana, indrindra...