Fanatsarana fomba fiasa : Nohamoraina sy tsy ela ny fanamarinana fananan-tany
Dingana iray lehibe... Natolotry ny minisitry ny Fitsinjaram-pahefana sy ny fanajariana ny tany, Andriantsitohaina Naina, teny amin'ny fari-piadidian'ny Fananan-tany, Antananarivo Renivohitra, Anosy, omaly, ny "Distributeur automatique d'information” (Dai). Vokatry ny fampiasana informatika...