Tsipy kanetibe, sokajy vehivavy : Fantatra ireo efatra hiatrika ny "Mondial 2025”
Nivoaka tamin'ny fomba ofisialy, omaly, ny anaran'ireo vehivavy mpilalao tsipy kanetibe hiatrika ny fiadiana ny ho tompondaka maneran-tany 2025. Avy amin'ny ligin'Analamanga sy Matsiatra Ambony ary Vakinankaratra ireo handrafitra ny ekipam-pirenena, amin'ity. Nifarana ny alahady lasa teo, tany...