SOMBIM-BAOVAO
Nifarana teo amin'ny dingana ampahefa- dalana ny lalan'ny Ankoay, nandritra ny fifaninanana Run Bal, taranja basikety, natao tany La Réunion, ny faran'ny herinandro teo. Resin'i Mexique tamin'ny isa 21 no ho 19 ny ekipa malagasy. Tsiahivina fa fandresena 3 nisesy no azon'izy ireo talohan'ity...