OIF : Hiverina ny fanohanana ireo "festivals” isam-paritra
Anisan'ny mpanohana ireo hetsika ara-kolontsaina marolafy eto ny Fikambanan'ny firenena mampiasa ny teny frantsay (OIF). Hiverina indray izany, ary hahakasika sehatra maro. Vaovao tsara ho an'ny tontolon'ny kolontsaina eto Madagasikara. Hiverina ireo fanohanana hataon' ny Fikambanan'ny firenena...