Echecs-Inter Club : Mpilalao 204 nifaninana
Tontosa ny sabotsy 5 jolay lasa teo, teny amin'ny Kianja mitafo Ankoay Ankorondrano, ny fifaninanana «Tournoi inter club par équipe», sokajy tanora, taranja échecs. Fifaninanana nokarakarain'ny Federasiona malagasin'ny taranja échecs. Niavaka ity fifaninanana ity noho ny hamaroan'ny mpandray...