FANTINA sy FINTINA
Hitohy any Sainte Marie indray ny filankevitry ny minisitra, mitety faritra. Hotanterahina ny 10 jolay izao izany, araka ny fampahafantarana nataon'ny eo anivon'ny fiadidiana ny Repoblika. Mitohy amin'ny fanokafana ny "Festival des baleines” izany. Niatrika ny faha-50 taona niverenan'ny...