Rano sy fidiovana : fiaraha-miasa amin'ny UE sy ny USAID
Noraisin'ny minisitry ny Rano, ny Fanadiovana sy Fidiovana (MEAH), Ravokatra Fidiniavo, omaly, ny avy ao amin'ny Vondrona Eoropeanina (UE) sy ny USAID. Noresahana nandritra ny fihaonana tamin'ny masoivoho eoropeanina, Rtoa Isabelle Delatre Burger, sy ny delegasiona avy any Bruxelles niaraka...