Banky afrikanina ho an’ny fampandrosoana : Niofanana tany Ghana ny fitantanana trosa
Notanterahina ny herinandro teo, tany Ghana, ny atrikasa momba ny fitantanana ny trosa ho an'ireo fanjakana afrikanina ao anatin'ny tetezamita. Nikarakara izany ny eo anivon'ny "Institut africain de développement” ao amin'ny "Groupe de la banque africaine de développement”. Tafiditra amin'ny...