Mampiahiahy ny resaka fandriampahalemana: Nampiantso ny OPJ rehetra ny Tonian’ny fitsarana ambaratonga voalohany ao Toamasina
Ho fanamafisana ny resaka fandriampahalemana, nampivory ny OPJ misy rehetra ny Toninan'ny fitsarana ambaratonga voalohany. Ankoatry ny mahazatra amin'ny asan'ny polisy, zandary, dia nampiantso ireo sampandraharaha rehetra ahitana OPJ (Officier de police judiciaire), ny sampandraharahan'ny ala,...