Kitra – « Telma coupe de Madagascar »: nihintsana ny Cosfa Analamanga
Nitranga ny tsy nampoizina, teo amin'ny dingana ampahavalon-dalana, hiadiana ny amboaran'i Madagasikara «Telma coupe de Madagascar», natao omaly. Tany Mahajanga, nihintsana ny Cosfa (Bebaoty) rehefa lavon'ny JTM Boeny, tamin'ny isa tokana 1 no ho 0. Nisaraka ady sahala samy tsy nisy nitoko ny roa...