Fiarovana ny ala : Teknisianina 60 vao nivoaka teny amin'ny foibe CNFTF
Tsy mbola ampy ny isan'ny teknisianin'ny ala eto amintsika. Izay no anisan'ny antom-pisian'ny foibem-piofanana. Miisa 60 ny teknisianin'ny ala nivoaka, ny 4 jolay teo, teny amin'ny Foibem-pirenena fanofanana ho teknisianin'ny ala (CNFTF) Angavokely Manjakandriana. Notokanana ihany koa ny...