Andonaka Ambalavao: Nahavokatra mangahazo 200 taonina ny fonja
Miara-miasa ny minisiteran'ny Fitsarana (Minjus) sy ny Sekreteram-panjakana misahana ny fahaleovantena ara-tsakafo (Sesa). Natao ny 3 jolay teo ny santa-bokatra tany amin'ny tanimbolin'ny Fonja, any amin'ny kaominina Andonaka, distrika Ambalavao, faritra Matsiatra Ambony. Nahatratra 200 taonina...