Asan-dahalo: zandary iray naratra, olona iray maty
Nisehoana asan-dahalo tany Mahazoarivo, distrika Antsalova, ny 10 janoary teo, ka nahafatesana olona iray, ary naharatrana zandray iray ihany koa. 20 mahery tany ireo dahalo nanafika, nirongo basy, tokony tamin'ny 5 ora maraina. Lasa tamin'izany ny omby miisa 200. Nanao fanarahan-dia avy hatrany...