Vohémar : Atao savahao ilay nahafaty vady
Efa mandeha ny fikarohan'ny mpitandro ny filaminana. Torak'izany koa, nifampizara ny sarin'ny nahavanon-doza amin'ny tambajotra sosialy ny olona ary niainga avy any Vohémar izany. Ragohaka ny solon'anarana izay hahafantaran'ny maro ilay rangahy. Notsatohany antsy ny vadiny ary namoy ny ainy....