Tetikasa Padap : niakatra maherin'ny 5 t/ha ny voka-bary
Mifantoka amin'ny fampiroboroboana ny fambolena, ahitana sahandriaka sy lemaka, ny tetikasa Padap. Misy ny fanarenana na fananganana fotodrafitrasa, ny fambolena, ny fiarovana ny tontolo iainana, ary ny fitandroana ny maha olona. Mifarana ny Tetikasa ho an'ny fambolena maharitra mikajy ny...