Padel Madagascar : fahombiazana ny fiofanana nomen'i Bondia
Nifarana ny talata lasa teo teny Ambatobe ny fiofanana nataon'ireo mpanazatra miisa 16, ny taranja Padel eto Madagasikara. Nitarika sy nizara ny traikefany nandritra ny roa herinandro, i Julien Bondia, mpanazatra iraisam-pirenena. Raha tsiahivina, mpanabe amin'ny taranja Padel, nanomboka ny...