Kitra: mitaky hanaovana ny fifidianana, anio, ireo ligy 14
Niakatra eto an-dRenivohitra avokoa ireo ligim-paritra 14 Vatovavy Fitovinany, Vakinankaratra, Melaky, Diana, Analanjirofo, Atsimo Antsinanana, Atsimo Andrefana, Bongolava, Antsinanana, Sofia, Amoron'i Mania, Matsiatra Ambony, Anosy, Androy, taorian'ny tsy fahavitan'ny fifidianana tany Sava....