Kandidà Rajoelina tao Vakinankaratra: "Ilaina ny filoha mitsinjo ny tantsaha...”
Nitsidika kaominina maromaro any Vakinankaratra indray ny kandidà Rajoelina, omaly. Anisan'izany ny ao Faratsiho, ny ao Ambohibary Sambaina, ny ao Antsirabe II, ny ao Betafo, ny ao Mandoto ary ny ao Ambano sy ny ao Mahaiza. "Ilaina ny filoha mitsinjo ny tantsaha. Mila filoha tanora, mavitrika, i...