Fitiavan-tenan'ny depiote: hisondrotra 50-100% ny Jirama
Araka ny efa notaterina teto, tsy maintsy hisondrotra ny faktioran'ny Jirama, vokatry ny fitiavan-tenan'ny solombavambahoaka, nampihena 50 miliara Ar ny tetibola 2019, hanampian'ny fanjakana ny Jirama. Nohamafisin'ny minisitry ny Angovo sy ny akoranafo (MEH), Rasoloelison Lantoniaina, izany,...