Basikety – CCCOI: tsy nahatohitra ny Cobras ny CosPN
Niditra tamin'ny andro fahatelo amin'ny lalao mandroso amin'ny fifanintsanana, ny fiadiana ny amboaran'ny klioba tompondakan'ny ranomasimbe indiana, taranja basikety, omaly. Tsy nahatohitra ny ekipan'ny Cobras, Seychelles, ny ekipan'ny CosPN. Isa 66 no ho 67 no nisarahan'ny roa tonta na dia...