Airtel sy Mass'In: namoaka rakitsary vaovao ny Mage 4
Taorian'ny fampisehoana nataon'ny Mage 4 tao amin'ny lapan'ny Kolontsaina sy ny fanatanjahantena, ny 22 avrily lasa teo, hiakatra eo Antsahamanitra indray ity tarika ity, noho ny fangatahan'ireo mpankafy azy. Miara-miasa manohana ny fampisehoana ny Ivenco, mpikarakara, ny Airtel sy ny Mass'In....