Tetikasa Taratra Toliara: fitantanana mahomby ny harena ambanin'ny tany
Nikarakara loabary an-dasy indray ny Tetikasa Taratra, volavolain'ny Kaonferansin'ny eveka ao amin'ny Eglizy Katolika, ny 3 avrily 2024 teo. Noresahana ny fitantanana mahomby ny harena ambanin'ny tany mba hitondra tombontsoa ho an'ny rehetra. Tany Benetsy, kaominina Ankilimalinike, distrika...