Judo – Tompondakan'i Afrika : nahazo medaly alimo Rasoanaivo Laura
Atleta malagasy iray tamin'ireo efatra mianadahy nahazo vokatra tsara, Rasoanaivo Laura, vehivavy judoka, medaly alimo, teo amin'ny sokajy (-70 kg). Hiatrika ny lalao isan-tarika indray ny ekipam-pirenena malagasy rahampitso. Tsara ny vokatra ho an'ny solontenan'i Madagasikara, omaly, nandritra...