SOMBIM-BAOVAO
Hotontosaina rahampitso sy ny alakamisy 28 marsa, ao amin’ny Kianja mitafon’Ankorondrano, ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara, taranja Judo. Sokajy minimes, cadets, juniors ary seniors no hifaninana mandritra izany. Taranja lomano. Hotanterahina eny amin’ny dobo filomanosana Ampefiloha,...