Rugby vehivavy : hanatevina ny Makis Ladies i Sorin
Hanao izay fara heriny ny Makis Ladies handrombahana ny fandresena amin'ny fiadiana ny ho tompondakan'i Afrika (Can 2024), eo amin'ny rugby lalaovina olona 15. Ankoatra ireo mpilalao eto an-toerana, ho avy i Jeanne Sorin, mpilalaon'ny Racing 92. Mitohy hatrany ny fanomanantenan'ny Makis Ladies,...