Lalana RN6: mila fanamboarana koa ny tetezana madinika
Misy fahasimbana ihany koa ny tetezana madinika any amin'ny lalam-pirenena fahenina (RN6), vokatry ny rivodoza Gamane farany teo. Nijery ny fahavoazana amin'ny tetezana Manambery, ny sabotsy 13 avrily teo, ny praiminisitra, Ntsay Christian, sy ny minisitry ny Foloalindahy, ny Jly Sahivelo Lala...