Kolektifa ho an'ny Malagasy: “Hiainga eny amin’ny Antenimiera ny fanovana”
Nihaona tamin’ny solontenan’ny vahoakan’Avarandrano, teny Ambohimanambola, ny avy amin’ny Kolektifa ho an’ny Malagasy. “Hiainga eny amin'ny Antenimierampirenena ny fanovana tiantsika hatao”, hoy ny kandidàn’ny Kolektifa, Andrianainarivelo Hajo, teny Ambohimanambola. Nanteriny fa hanao...