Raharaha vonoan’olona tao Vatomandry : Lehilahy iray voaheloka mandra-pahafaty
Notsaraina tao amin'ny efitrano fitsarana ambony, sampana ady heloka bevava, ny talata teo, ny antontan-taratasin'ady lah 61 – Toa / 25 mahakasika ny raharaha ady lova nitarika famonoan'olona, ny 04 febroary 2024, tao Bemasoandro,Vatomandry. Naharitra ora enina. Niantomboka tamin'ny 9 ora...