Baolina kitra kaomorianina : Mandalo krizy ny Federasionina any an-toerana ?
Araka ny fikarohana natao, omaly, izay navoakan'ny lahatsoratra an-gazety iray, Sport News Africa, fantatra fa mandalo fotoan-tsarotra ny Federasionin'ny baolina kitra kaomorianina (FFC). Raha ny fanazavana azo tamin'ity gazety iray ity, tsy dia hita ao an-toerana ny filohan'ny Federasiona FFC,...