Fiaraha-miasa amin'i Rosia: hanamafy ny fifandraisana ny ambasadaoro, i Andrey Andreev
Nandray ny masoivoho vaovaon'ny Federasion'i Rosia, hiasa sy honina eto amintsika, i Andrey Andreev, ny filoha Rajoelina Andry, omaly teny Iavoloha. Nanatitra ny taratasy manendry azy amin'izany toerana sy ny andraikitra izany ny vahiny. Nivoitra tamin'ny fihaonana ny fiaraha-mijery ny fototry ny...