Fampirantiana "Velo-Misy”: miainga amin'ny tononkalo ny hosodokon'i Joey Aresoa
"Miaina zavatra mafy isan'andro, miampy ny tsindry avy any ivelany ny Malagasy... Na izany aza, mbola velona izy, sady misy. Manana ny tantarany hotantaraina ny tsirairay...” Izay no namintinan'i Joey Arisoa ny nisafidianany ny "Velo-Misy”. Lohahavitry ny fampirantiana izay nosokafana, omaly,...