Volley-CJSOI : Miray vondrona i Mayotte, i Maorisy ary i Madagasikara
Efa fantatra ny faran'ny herinandro teo, taorian'ny antsapaka, ny iray vondrona amin'i Madagasikara, mandritra ny fifaninanana CJSOI (Commission de la jeunesse et des sports de l'océan Indien) hatao any Seychelles, ny 1 hatramin'ny 10 aogositra izao. Ny taranja iraisana no nanatanteraka izay...