CFOIM: manahy amin'ny fanafihana mahazo azy ny Frantsay
Nivoaka tamin'ny fanginany indray ny Collectif des Français d’origine Indienne de Madagascar (CFOIM), taorian'ny fanafihana ilay teratany frantsay, i Stephane Laurinn, mpitantana orinasa mpanjaitra lamba, teny Ilafy ny zoma alina teo. Nilaza izy ireo fa manameloka ny vonoan'olona nahazo ity...