Antenimierampirenena : haka fanapahan-kevitra momba ny propangady
“Raha ny antontanisa tsotsotra, ny ankamaroanay solombavambahoaka dia samy mirotsa-kofidina avokoa. Saika ohatra an'izay koa ny ankamaroan'ny mpikambana ao amin'ny birao maharitra, ireo solombavambahoaka tsotra, ireo filoham-baomiera…”. Io ny nambaran'ny filoha mpisolo toerana vonjimaika eny...