CCI Soisa : fampiroboroboana ny toekarena maitso
Nandalo tao amin'ny Foiben'ny varotra iraisam-pirenena (CCI) any Geneve Soisa, ny minisitry ny Tontolo iainana sy ny fampandrosoana maharitra (Medd), Fontaine Max Andonirina, ny 22 marsa teo. Nandray azy, ny talen'ny CCI, sampana Afrika, Aissatou Diallo sy ireo tale samihafa ao amin'ity foibe...