Barea – Fifanintsanana "Can 2019”: mitohy hatrany ny fanazarantena
Roa andro sisa andrasana, hiakatra an-kianja manoloana ny ekipan'i Soudan ny ekipam-pirenena Barean'i Madagasikara. Mitohy ary mihamafy hatrany ny fanazarantena ho an'ireo mpilalao ireto. Niditra tamin'ny andro faharoa amin'ny fanazarantena, omaly, ny ekipam-pirenena malagasy tetsy amin'ny...