Filoha Rajoelina Andry : “Efa mahatsapa fampandrosoana ny vahoaka”
Izay tratra ny fitokanana zava-bita amin'izao. Mahita izany ve ny vahoaka? "Efa mahatsapa fampandrosoana ny vahoaka”, hoy ny filoha Rajoelina Andry tany Vohibato, Faritra Matsiatra Ambony, Fianarantsoa. "Ny olona minia mikimpy sy minia tsy mandre, mankanesa ao Vohibato. Fa ny vahoakan'i Vohibato...