Nahatrarana grenady sy basy : Roa lahy naiditra eny Tsiafahy
Mpidoroka rongony mahery vaika, "Métamphétamine”, sady mpihazona fitaovam-piadiana mahery vaika niara-naiditra eny Tsiafahy, ny alakamisy 3 jolay teo. Niakatra fampanoavana ny alakamisy 3 jolay teo, notanana vonjimaika eny amin'ny fonjaben'i Tsiafahy ireo roa lahy nahatrarana fitaovam-piadiana...