Fampivondronana ny ankizy: Homanina dieny izao ny hoavin'ny taranja Karate
Nanomboka ny 3 jolay lasa teo, teny amin'ny ANS Ampefiloha, ary hifarana ny alahady izao, ny fampivondronana ireo ankizy latsaky ny 14 taona, taranja karate. Tanjona amin'izany ny hanomanana sahady ny hoavin'ny taranja karate, araka ny nambaran'ny filohan'ny Federasionina ny Karate-do Malagasy,...