• Default
    • View 1
    • View 2
    • View 3
    • View 4
    • Titre 1
    • Titre 2
    • Chargement...

Madagascar

  • 1 commentaire
BNV Isaorana ny UE nanolo-tànana, fa ny fanjakana Malagasy ve tsy mba manana vola hitsinjovana ny loza tampoka tahaka izao? Iza indray no hiaran'ny sazy enjana amin'izao fahasimban'ny fananam-bahoaka izao? Ny vahoaka aloha izao no mizaka ny tsieran'ny aina, dia ny vahiny no tonga manampy ary ny ambiny mitazana ery ambony tatezana satria tapaka ilay la pont......
 
Répondre -
  • 1 commentaire
BNV Vao nanomboka taty amin'ny fifanitsanana taty Mada dia efa tsinjoko fa ho lasa lavitra ity ekipan'i Toutoune ity, satria olona mahay nefa tsy maka sarotra no miaraka ka izay rehetra atao dia mety avokoa, lesona ho an'ny fifantenana mpilalao ny toy izao, miarahaba dia mirary soa ho anareo ry zalahy fa ianareo sisa no mba tsara amin'ny endriky Madagasikara
 
Répondre -
  • 1 réaction
  • 1 commentaire
BNV Bonne anniversaire mon camarade, que Dieu vous bénisse et ta famille . "mais la plus grande de ces choses, c'est la charité"
 
Répondre -
Dernières Collections