Vohiparara Ranomafana : Taksiborosy 4 notafihan'ny 50 lahy nitam-piadiana
Nitrangana fanafihan-dahalo nitam-piadiana mpanakan-dalana indray , tamin'ny RN25, ny alin'ny alarobia hifoha alakamisy, tokony ho tamin'ny 3ora sy 15 minitra, 2 km miala ao Vohiparara Ranomafana. Araka ny tati-baovao voaray, dia fiara taksiborosy efatra nanao « caravane », izay niainga avy eto...