Vidin-tsolika : Nidina 200 Ariary ny gazoala sy ny lasantsy
Nasiam-panovana ny saran'ny solika manerana an'i Madagasikara, nanomboka omaly. Nihena 200 Ar izany ankehitriny, raha toa ka nampakarina 10 Ar, izy io teo aloha. Nidina indray! Araka ny fanambarana navoakan'ny Ofisy malagasy misahana ny akoranafo, (OMH), omaly, nahitana fihenana 200 Ariary avy ny...