Sarimihetsika: hitety "festivals” maro ny "Fahavalo, Madagascar 1947”
Efa nitety an'i Eoropa ary tsy ho latsa-danja amin'izany ny aty Afrika. Ilay horonantsary fanadihadiana, "Fahavalo, Madagascar 1947”, notontosain'i Marie-Clémence Andriamonta Paès, no tian-kambara eto. Anisan'ireo nofantenana ka hiatrika fifaninanana, mandritra ny "Festival Ecrans noirs” andiany...