Sarimihetsika – « Fahavalo »: haseho ny Malagasy ny tantara
"Fahavalo, Madagascar 1947”, horonantsary fanadihadiana notontosain'i Marie-Clémence Andriamonta-Paes. Raha fintinina, ahitana fijoroana vavolombelona, mikasika ny zava-nitranga tamin'ny 1947, fotoana nampamaivay ny fanoherana ny fanjanahantany. "Fahavalo”, io ny niantsoana ireo sahy nijoro...