Asa soratra sy hosodoko: nizara ny fahaiza-manaony Ralantoaritsimba Nirina
Tontosa omaly, teny amin'ny Alliance Française d'Antananarivo (AFT) Andavamamba, ny hetsika niarahana tamin-dRalantoaritsimba Nirina, Malagasy manana ila frantsay, mpanoratra sady mpanao hosodoko. Atrikasa mahakasika ny hosodoko sy ny fanoratana no nandravahana izany. Nandritra ny hetsika no...