Basikety- OQT 2024 : nihintsana amboninahitra ny Ankoay
Tsy nitsanga-menatra ny Ankoay, nandritra ny fifaninanana hiadiana ny tapakilan'ny “Lalao Olympika Paris 2024”, taranja basikety 3×3, izay natao tany Debrecen, ny 16 -19 mey lasa teo. Fandresena no nivoahan'izy ireo tamin'ity fifaninanana ity, rehefa nandavo an'i Suisse, tamin'ny isa 21 no ho 16,...