Fandrahonana ho faty : Mpivady sy tovolahy iray voasambotry ny polisy
Vola mitentina 10 tapitrisa ariary no notakian'ireto olon-dratsy tamin'ny raim-pianakaviana iray, raha tsy izay dia hovonoin'izy ireo ho faty ity farany sy ny fianakaviany. Soa ihany, nandray andraikitra avy hatrany ny polisy. Lehilahy iray sy vehivavy iray, mpivady, no voasambotra tetsy...