Basikety: higadona eto an-tanindrazana, anio, ny CosPN
Raha ny loharanom-baovao voaray, ho tonga eto an-tanindrazana, anio, ny ekipan'ny polisim-pirenena, ny CosPN, rehefa avy nibata ny amboaran'ny "CCCOI” tany Seychelles. Raha tsiahivina, nomontsanin'ny ekipa malagasy tamin'ny isa mavesatra, 86 no ho 70, ny ekipan'ny Premium Cobras avy any...