Ampitatafika : Mpidoroka rongony mahery vaika, nahatratrana basy sy grenady
Lehilahy roa no voasambotry ny pôlisy misahana ny ady amin'ny zava-mahadomelina, teny amin'iny faritra Faliarivo Ampitatafika iny, ny voalohan'ny volana teo. Tsy vitan'ny efa mpidoroka raindahiny anefa ry zalahy ireto, araka ny voalazan'ny pôlisy fa mbola nahitàna fitaovam-piadiana mahery vaika,...